4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Miandry - Mage 4

Miandry



Miandry  anao foanao hono izy

Miandry ireo izay fanaonao

Fitiavany tsy mety ho ritra

Hafa  ny nilazaiko anao

Tsisy tsy diso, izay miaina ety

Ditra tsy ho ritra, fa hajao ny anao



Fahoriana ho azy raha handao

Handao azy ianao



Tantiny foana hoy izy

Hiaritra naoviana naoviana

Revy tsy hitondra anao aiza

Fa handany ny andronao eo



Mba rahoviana ihany e

Fa miandry anao

Toa tsy voafafa

Zay niarahana



Hanafay anao indray andro any

Reo tsy mety ataonao

Lasa nenina indray dia ho very

Ka mailo ianao



Rahoviana ho aho

Hanapotika anao





Mage 4


Partager miandry

Commenter miandry

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mage 4

Suite